#04 : En voiture

Contexte : après les présentations à l’aéroport, Solofo présente les invités au chauffeur et les conduit à l’hôtel.

A : Inty ny fiara itondra antsika any amin’ny otely. Izy no Bema mpamily, ary izy no Lita mpanampy azy. Ireto ny vahinintsika.
Ph : Int n fiar itondra antsik ani amin’ ôtely. Iz nou Bem mpamil, a riz nou Lità mpanamp az.
Tr : Voici la voiture qui va nous amener à l’hôtel. Voici notre chauffeur Bema et l’aide chauffeur Lita. Voici nos invités : Paulette, Jean….

B-C-D-E : Faly mahafantatra anareo !
Ph : Fal mahafanntatr anareou !
Tr : Enchantés

A : Efa ao daoly ve ny entana!
Ph : Ef aoud aoul vé ny entan ri zalà a !
Tr : est-ce que les bagages sont tous là ?

B : Eny e !
Ph : en é !
Tr : Oui !

A : Ndao amin’izay…………..Tonga isika ! Amin’ny firy ny fotoana rahampitso ?
Ph : Ndaou ami’zai…… Toung sik ! Amin’ fir ni foutouan rahampitsou
Tr : On y va !…… (Quelques temps plus tard) Bienvenue ! C’est à quelle heure notre rendez-vous demain ?

B : Amin’ny folo maraina !
Ph :  Amin’ foulou marain !
Tr : à 10 du matin

A : Mialà vizana tsara ary dia tafandrimandry ! Amin’ny folo izany !
Ph :Miala vizàna tsar ar de tafandrimandr ! Amin’ foulou zan !
Tr : Reposez-vous bien et bonne nuit ! à 10h alors !

B : Misaotra e!
Ph : Misaoutr é!
Tr : Merci !