#60 Les cyclones

Mila miezaka (L’effort)

A : Maro ny fotodrafitrasa simba tamin’ny fandalovan’ireny siklona(rivodoza) ireny a.

PH : Marou mi foutoudrafitrasa siba tam fadalouvan’reni siklon ‘réni a

TR : Nombreux sont les infrastructures qui ont été détruites lors du passage des cyclones

B: ie, tena be dia be tokoa, fa ny faritra Atsimo Atsinanana no tena voa mafy.

PH : Ié, téna bédia bé toukou, fa ni faritra Atsimou Atsinanan nou téna vou maf

TR : Oui, il y en avait beaucoup, mais les régions du Sud Est ont été les plus atteintes.

A : Soa fa maro ireo fanampiana azo avy any amin’ireo firenena samy hafa ary efa miezaka mandray ny andraikitra tandrify azy ihany koa ny fitondrampanjakana.

PH : Sou fa marou ‘réou fanapiana azou av ani am’réou firénén sami afa ari éfa miézak mandrai ni andraikitra tandrifi azi iani kou ani fitoundrapanjakana.

TR : Heureusement, nombreux sont les aides venant des différents pays et l’Etat prend déjà sa part de responsabilité.

B : Fa isika ihany koa efa tena mifanampy sy mifanohana e, anjaran’ny tsirairay no miezaka mba ahafahantsika miarina sy miaina ampilaminana indray.

PH : Fa ‘sika iani kou éfa téna mifanapi si mifanouan é, anjaran’i tsirairai nou miézak ba afaatsik miarin si miain apifalina ‘drai.

TR : Nous devons nous entraider, chacun doit faire son effort afin de se relever et vivre de nouveau en paix.