#21 : Les résultats scolaires

A: Nanao ahona aky ny valin’ny fanadinana andry tao?

            PH: Nanaou aouna aki ni valine fanadinana andri taou?

            TR : Alors c’est comment les résultats de tes examens ?

B : Mba nisy nojerena e, mba afaka ihany aho dia ny zokiko lahy ko nifindra kilasy!

            PH : Mba nisi noujéréna é, mba afak ihani ahou dé ni zoukikou lahi koa nifindra kilasi!

TR : C’était bien, j’ai réussi mon examen et mon grand frère passe en classe supérieure !

A: Tsara kosa izany ko, arabaina izany e!

            PH: Tsara kousa ‘zani kou, arabaina ‘zany é!

            TR : C’est bien, félicitation alors !

B: Fa nampalahelo, fa nisy mpiaramianatra aminay anakiroa tsy afaka!

            PH: Fà napalahélou fa nisi piaramianatra aminai anakirou ts afak!

TR : Mais c’est triste parce qu’il y a deux parmi mes camarades de classe qui n’ont pas réussi !

A: O, atao ahoana e, ny tsiambaratelon’ny fahombiazana hono anie akia dia any amin’ny famerenana alohan’ny fanadinana ihany e! Fa mbola arabaina ihany aloa ndry zany e!

PH: ô, ataou aouna é, ni tsiambaratélon’ny faoumbiaza hounou anié aki dé ani amin famérénana alouan’ni fanadinana iani é! Fa mboula arabaina ihani aloua ndri zani é!

TR : Oh, ben tu sais, le secret de la réussite réside sur le fait de faire de bonnes révisions avant les examens ! mais encore félicitation à toi !

B: Misaotra betsaka e!

            PH: Misaoutra bétsak é!

            TR: Merci beaucoup!