#43 : Inondations (Tondradrano)

A: Fa tena enjana ihany ireny orana nisesy ireny a.

PH: Fa téna énjana iani ‘réni ouran nisési ‘réni a.

TR : Les fortes pluies de ces derniers temps sont vraiment très graves

B: Ie, sady efa andro maromaro mihintsy izy izay, sady miakatra be ny rano.

PH: Ié, sadi éfa androu maroumarou mintsu izi ‘zay, sadi miakatra bé ni ranou.

TR: Oui, en plus elles ont  duré plusieurs jours , et l’eau monte de plus en plus.

A: Ny tany amin’ny faritra aza anie dia maro ireo tsy maintsy nandao ny trano fonenany e. Maro izany no traboina amin’izao.

PH: Ni tani amin faritr aza anié dé marou iréou tsi maintsi nandaou ni tranou founénani é. Marou ‘zani nou trabouina amin’zaou.

TR : Dans les autres régions, nombreux sont ceux qui sont obligés de quitter leurs maisons. Donc , ils sont devenus des sinistrés.

B: Tena mampalahelo tokoa, soa ihany fa mandray ny andraikiny ny mpitandro ny filaminana mandeha maka ireo mpiray tanindrazana izay voadidina rano ny trano fonenany ka tsy afaka mihetsika.

PH : Téna mapalaélou toukoua, soua iani fa mandrai ni andraikini ni mpitandrou ni filaminana mandé maka iréou mpirai tanindrazana ‘zai vouadidina ranou ni tranou founénani ka tsi afaka mihétsika.

TR : Oui, c’est vraiment triste, heureusement que les forces de l’ordre prennent leur responsabilité pour chercher nos compatriotes dont les maisons sont entourées d’eau, car ils ne peuvent pas bouger.