#34 : La fin de l’année scolaire (mifarana ny taom-pianarana)

A Maromaro ihany ny zavatra natrehantsika tamin’ity taona ity a !

PH: Maroumaru iani ni zavatr natréantsik  tamin’ty taoun ty a !

TR: On a vécu pleins d’événements cette année !

B : Eny tokoa raha tsy itanisa afatsy ny voyage d’étude, ny fanatanjahan-tena, ny fetin’ny sekoly sy ny sisa !

Ph : Eni toukou, ra tsi itanis afatsi ni voyage d’étude, ni fanatanjatena, ni fétin’ni sékouli si ni sisa !

Tr : Oui, si l’on n’énumère que le voyage d’étude, le sport, la fête du collège et bien d’autres encore !

A : Fa anisan’ny taona nahafinaritra kosa aloha ity e!

Ph: Fa anisan’I taouna nafinaritr kousa loua ‘ti é!

TR : Mais c’était une année merveilleuse !

B : Ie,  mitsodrano ary mirary soa an’ireo hanala fanadinana sisa no azontsika ambara amin’izao farany izao!

PH : Ié,   mitsoudranou ari mirari sou an’iréou anala fanadinana sisa nou azoutsik ambar amin’izaoy farani ‘zaou !

TR: Oui, en cette fin d’année scolaire, toutes nos bénédictions et tous nos souhaits à ceux qui vont passer les examens officiels.