#33 : Le mariage (ny fanambadiana)

A: Tonga izany izao ny fotoana nifanomezan’izy roa kely reto ka iroso amin’ny fanambadiana ry zareo.

PH: Tounga ‘zani ‘zaou ni foutouana nifanoumezan’izi roua kéli rétou ka irousu amin’ni fanambadiana ry zaréou.

TR: L’heure est arrivée pour ce couple de se marier

B : Ie, andro lehibe ho an’izy ireo tokoa ny andro androany fa anantanteraka dingana ray goavana be eo amin’ny fiainany izy ka ikambana ho iray mandrakizay.

PH : Ié, androu léhibé hou an’izi iréou toukoua ni androu androuani fa anantantéraka dingana rai gouavana bé éou amin’ni fianani izi ka ikambaa hou ‘ray mandrakizai.

TR : Oui, c’est vraiment un grand jour pour eu car ils vont franchir une grande étape de leur vie et ils vont s’unir pour la vie.

A: Fa tonga tokoa dia mikabana daholo ny vodiondry, soratra sy ny mariazy any ampiangonana e? Tsara ihany aloa izany e, zao tsinona indray vita mo sady tsy dia mandany vola.

PH: fa tounga toukoua dia mikambana dahoulou ni voudiondry, souratra, si ni mariaz ani ampiangounana é? Tsara iani alou ‘zany é, zaou tsinouna ‘ndrai vita mou sadi tsi mandani voula.

TR : Mais ils vont tout faire en une journée, le « vodiondry », le mariage civil et le mariage religieux? C’est bien, là c’est fait en un jour et c’est moins de dépense.

B: Ie, marina tokoa izany, dia mirary soa an’izy roa kely isika e.

PH: Ié, marina toukoua ‘zani, dé mirari sou an’izi roua kéli ‘sika é.

TR: Oui, c’est vrai, et on leur souhaite plein de Bonheur.