#27 : Prendre le taxi

A : Hono oa Ramose, ohatrinona kay ny makany Androhibe ?

                PH: Hounou oua Ramousé, otrinouna kai ni makani Androuibé?

                TR : Dites, Monsieur combien pour aller à Androhibe ?

B: Roa alina ariary Ramose a.

                PH: Rou alin’ariari Ramousé a!

                TR : 20 mille ariary Monsieur !

A: Tena izay ve Ramose? Tsy mba mety ve raha dimy arivo sy iray alina ariary e?

                PH: Téna izai vé Ramousé? Tsi ba méty vé rah dimi arivou si irai alina ariari e ?

                TR : Vraiment Monsieur ? Aller, on va pour 15 mille ariary

B: O Ramose a, mitoana be anie izao amin’iny lalana iny e, dia tsy maintsy manodidina isika aloa!

PH: o Ramousé a, mitouana bé anié ‘zaou amin’iny lalana iny é, dé tsy mentsy mioudina tsika alou!

TR: Mais Monsieur, il y a beaucoup de bouchon en ce moment dans cette partie-là et on doit faire un peu le tour

A: Eo moa Ramose fa tena tsy misy afatsy izay anie aty e!

                PH: Eou mou RSamousé fa téna tsi misi afats’izay anié ati é!

                TR: S’il vous plait monsieur je n’ai que ça!

B: Miakara ary ianareo e!

                PH: Miakara ari naréou é!

                TR: Montez alors!