#32 : Le handicap (resadresaka)

A : Manao ahoana tompoko o! Hono oa afaka mba tantarainao kely anay ve ny fiainanao amin’ny ankapobeny amin’izao fahasembanana misy eo amin’ny vatanao izao azafady?

PH: Manaou aouna toumpoukou ô!Hounou oua afak ba tatarénaou kéli anai vé ni fiainanaou ami’akapoubéi am’izaou fahasembanana misi éou amin’i vatanaou ‘zaou azafadi?

TR: Bonjour, dites, pouvez -vous nous parler un peu de votre vie en général compte tenu de votre handicap s’il vous plait ?

B : Manao ahoana tompoko, izaho tompoko dia olona manana kilema eo anivon’ny tongotro ka noho izany dia somary sahirana aho amin’ny fivezivezena amin’ny ankapobeny fa saingy kosa dia miasa manao kiraro aho ary mahavelona tsara ny fianakaviko. Makany amin’ny dokotera isaky ny enimbolana kosa aho mba afahako manara maso ny fahasalamako.

PH : Manaou aouna toumpoukou, ‘zah toumpoukou dé oulouna manana kiléma éou anivoun’ny  toungoutrou ka nou ‘zani dé soumary sahiran ahou amin’ni fifamézivézéna amin’ni akapoubény fa saingy kousa dé miasa manaou kirarou ahou ari mahavélouna tsaa ni fianakavikou. Makani amin’i doukoutéra isaki ni énimboulana kousa ahou mba afaakou manara masou ni fahasalamakou.

TR : Bonjour, je suis une personne ayant un handicap au niveau de pied, j’ai des difficultés pour se déplacer en général mais je travaille en tant que cordonnier et j’arrive parfaitement à subvenir au besoin de la famille. Je vais chez le médecin tous les trois mois pour faire un contrôle de mon état.

A: Izany hoe afaka milaza izany ianao fa miaina tsara toy ny olona rehetra ihany?

PH: ‘zani oué afak milaz ‘zani énaou fa miaia tsara toui ni oulouna reetra iani énaou?

TR: donc vous pouvez dire que vous avez la possibilité de vivre comme tous les autres gens?

B : Eny tompoko, afaka miaina tsara toy ny olona rehetra ny olona misy fahasembana fa fotsiny mila miezaka tsara satria avo roa heny noho ny ezaka ataon’ny olo-tsotra no tokony ataon’izy ireo mba ahita mangirana amin’ny fiainana.

PH : Eni toumpoukou, afak miaia tsar toi ni oulouna réhéta ni oulouna misi fahasémbana fa fotsini mila miézaka tsara satria avou roué ni mou ni ézak ataoun’ni oulou-tsoutra nou toukouni ataoun’izi iréou mba aita mangirana amin’ni fiainana

TR : oui, les personnes ayant un handicap peuvent très bien vivre comme tout le monde mais ils doivent juste faire l’effort nécessaire pour y arriver, en effet ils doivent travailler deux fois plus que les personnes normales pour réussir dans la vie.