#10 : Après le repas

B: Natsiro kosa izy teo a! Misaotra betsaka fa voky e!
    Phonétique : Natsirou kous iz téou a! Misaoutra bétsak f vouk é!
Traduction : Hum c’était super bon ! Merci beaucoup je suis rassasié !

A: Tsy misy fisaorana e! Andao aloha haka aina atsy an’efitra fandriana atsy e!
    Ph : Ts mis fisaouran é ! Ndaou lou ak’ain ats an’éfitr fandrin ats é !
TR : De rien ! Allons-nous reposer un peu dans la chambre !

B: Andao ary! Ato izany ny efitranonao?
    Ph: Ndaou ar: Atou zan n éfitranounaou?
Tr : Allons-y alors ! Donc c’est ici ta chambre ?

A: Ie, eto zao izaho no matory dia ao ambony ny zandriko vavy!
    Ph: Ié, étou za nou matory dé ést ny zandrikou vav!
Tr : Oui, je dors ici et ma petite sœur en haut !

B: Ary malalaka kosa ato aminareo izany a! Ito zany ilay fandrina vaovao? Ilay Superposé?
    Ph: Ary malalàk kous atou aminareou zan a! Itou zan lé fandrin vaouvaou? Lé   superpozé ?

A: Ie, io ilay izy fa novidina ihany, izao izahay mba malalaka kokoa!
    Ph: Ié, iou lé izy fa novidina iany, izaou zahay mba malalàka koukou!
Tr : Oui, finalement on l’a acheté, comme ça il y a plus d’espace !

B: Tena mety marina izao ka!
    Ph : Tén méty marin zaou ka !
Tr : Ah oui, c’est bien comme ça !

 

LEÇON DU JOUR :

-efitrano fandriana : chambre à coucher
-efitrano fisakafoanana : salle à manger
-efitrano fandraisambahiny : salle de séjour
-lakozia : cuisine
-fandriana : lit
-seza : chaise
-latabatra : table
-ondana : oreiller
-lamba firakotra : collette, drap…
-tele : lélévision
-radio : radio