#12 : Le shopping (suite)

B: Ary etsy ampita etsy ohatra ny misy zavatra tsara koa a! Andao hoe akeny i!

            Ph: ari étsi apita étsi outrani misi zavatra tsar kou a! Andaou houe akéni!
TR: De l’autre côté il y a aussi d’autres choses intéressantes! Viens, allons voir !

A: Eny tokoa oa, io poketra io zao hoatrany tsara!

            Ph: Eni toukououa, iou pokétr iou zaou outrani tsar!
            Tr : Ah oui, regarde ce sac a l’air bien !

B: Misisika be ko izy izany vao tonga isika!

            Ph: Misisik bé kou iz izan vaou tonga isik!
            Tr : Il y a trop de bousculade dès que nous sommes arrivées !

A: Ie, fa ny olona mahita izay mahasoa azy avokoa fa andao koa mba ijery tsara e!

            Ph: Ié, fa ni oulouna maita ‘zai mahasou az avoukou fa andaou kou mba ijéri é!
            Tr : Ah oui, mais il semble que tout le monde trouve son bonheur, allons, on va aussi se mettre à chercher.

B: Ito poketra mavokely ito hoatrany tsy ratsy e? sady azo entina miasa tsara!

            Ph : Itou pokétra mavoukeli itou outrani tsi ratsi é? Sadi azou entina miasa tsara.
            TR : Regarde, ce sac rose n’est pas mal non ? de plus ça peut se porter au travail.