#35 : Le nouveau président (Ny filoha vaovao )

A : Nahazo prezida vaovao ihany isika noho ny farany

PH: Naazou prezidà vaouvaou ‘sik nouni farani.

TR : Nous avons finalement un nouveau président.

B: Ie, ka tsy maintsy hoe toerana ifandimbiasana moa izy io koa!

PH: Ié, ka tsi mentsi oué touérana ifadimbiasana mou izi iou kou!

TR: Oui, car il faut obligatoirement une alternance de pouvoir.

A: Enga anie mba itondra fanantenana ho antsika mianakavy izao fitondrana vaovao tafapetraka izao.

PH: énganié ba itoundra fanaténana ou antsika mianakavi ‘zaou fitoundrana vaouvaou tafapétraka ‘zaou.

TR: En espérant que ce nouveau régime nous apportera plus d’espoir.

B: Eny tokoa, dia mba ho tany sambatra tokoa amin’izay anie i Madagasikara!

PH: éni toukou, dé mba ou tani sambatra toukou am’zai anié i Magadascar !

TR : Ah oui, et que Madagascar soit enfin un pays de paix.