#14 : Jouer (Milalao)

A: Ary nankaiza oa ny zandrindry teo e?

            PH : Arii nakaiza oua ni zandrindry téou e ?
            TR : Mais où est encore passé ta petite sœur ?

B: Lasa any ivelany any izy ry mama a!

            PH : Lasà anii ivélany anii iz ri mama à !
            TR : Elle vient de sortir !

A: Lasa nilalao indray izay?

            TR: Lasa nilalaou ‘ndray ‘zay?
            PH : Elle est encore partie jouer ?

B : Ie izany mihintsy ary izy izany enoko manao akiafina izany ko !

            PH: Ié ‘zany mihintsy ary iz ‘zany énoukou manaou akiafin ‘zany kou!
            TR : Oui, là je l’entends jouer à cache-cache.

A : Izy iny koa izany dia tsy anaiky mihintsy fa vao tonga avy any ampianarana dia lasa sahady milalao any antokotany any!

            PH : Izy iny koua ‘zany é tsy anaiky mihintsy fa vo toung avy any ampénaran dé lasa sahady milalaou any atoukoutany any!
TR : Non, mais à peine arrivée de l’école, elle sort déjà  pour jouer !

B: ka atao aona ary ry mama a? izay no maha zaza azy ary koa!

            PH: Ka taou aouna ary ry mama a? ‘zay no ma zaza azy ari kou!
            TR : Mais que veux- tu maman ? C’est encore un enfant non !