#25 : Les Tabous (Fady)

A : Hono ho aho, mba misy fady ve aty aminareo aty ?

PH: Hounou oua, mba misi fadi vé ati aminaréou ati ?

TR : Dis, est-ce qu’il y a des tabous ici ?

B: Ie, ny olona avy aty amin’ity faritra ity aloha fady tongolo sy hena kisoa e! Fa izahay manokana tsy misy zavatra maha fady anay noho izahay mpiavy eto.

PH: Ié, ni ouloun avi ati amin’ti faritra ‘ti alou fadi toungoulo sy héna kisou é ! Fa ‘zahai manoukana tsisi zavatr ma fadi anai nouhou ‘zahai mpiavi étou.

TR : Oui, les gens qui viennent d’ici ne mangent pas d’oignon ni de viande de cochon ! Mais pour nous, on n’a pas de tabou parce que nous ne sommes pas des natifs d’ici.

A: Izany hoe ianareo izany mihinana ihany? Dia fa maninona hono no misy izany fady izany e?

PH: ‘zani houé naréou ‘zani minana iani? Dé fa maninouna hounou nou misi ‘zani fadi ‘zani é ?

TR : Donc vous vous en mangez ? Et quelle est la raison de l’existence de ces tabous ?

B: Mihinana izahay ka, sady tsy misy na inona na inona mahazo anay izany fa fotsiny rehefa hoe misy toerana fady an’ireo zavatra ireo dia tsy mihinana raha hoe andeha ho any. Dia misy antony avy any amin’ny razambe andry zareo any fa tsy fantatro tsara aloha e

PH: Mihinana ‘zay ka, sadi tsisi na inouna na inouna mahazou anai ‘zani fa foutsini réhéfa houé misi touérana fadi an’iréou zavatr’reou dé tsi minana ra oué hou ani. Dé misi antouni avi ani amin’réou razambé andri zaréou ani fa tsi fantatrou tsara alou é!

A: Ai, fa ireny tokoa kay moa tsy maintsy hoe misy dikany foana fa ry zareo ihany no mahafantatra azy koa.

PH: aiiii, fa réni toukoua kai mou tsi maintsi misi dikani fouan fa ri zaréou iani nou mafantatr’azi kou.

TR: Ah oui, donc il y a toujours des raisons pour ces tabous mais c’est seulement eux qui le savent.

B: Ie, fa raha any amin’ny fianakavianay manokana aloha dia tsy misy an’izany fady izany e. Akotran’ireo fady iraisan’ny besinimaro ohatra hoe ny miaraka amin’ny olompady sy ny sisa.

PH: Ié, fa ra ani amin’ni fianakavinai manoukan aloud é tsisi an’zani fadi ‘zani é. Akotranréou fadi iraisan’ni bésinimarou, ouatra oué ni miaraka amin’ouloupadi si ni sisa.

TR : Oui, mais pour notre famille, on n’a pas de tabou spécial. Juste les interdits pour tout le monde comme l’interdiction de coucher avec les personnes interdites c’est-à-dire les gens de la famille etc…