#59 Feu de brousse

May ny tontolo iainana (l’environnement prend  feu)

A : Manahirana sy mampiasa saina mihintsy ity afo etsy sy eroa ity a. Aiza ve koa tsy avy any Atsimo tsy Avaratra, tsy Andrefana, tsy Atsinanana fa dia ahenoana sy ahitana doro tanety avokoa.

PH : Manairan si mampiasa sain mits ‘ti afou étsi si érou ‘ti a. Aiz vé kou tsi avi ani Atsimou, tsy Avaratr, tsy Andréfan, tsy Atsinana fa dé aénouana si aitana dourou tanéti avoukou.

TR : C’est difficile et ça donne mal à la tête le fait de penser au feu qui se déclare de partout. Que ce soit venant du Sud, du Nord, de l’Ouest ou de l’Est, on entend et on constate tout le temps de feu de brousse.

B : Tena marina mihintsy izany, sady efa mila ho isan’andro ilay izy no miseho. Tena mampivaraontsana .

PH : Tén marin mitsi ‘zani, sadi éfa mila ou isan’androu ‘lai zavatr nou miséou. Téna mampiavaraountsana .

TR : Oui c’est vrai, en plus c’est presque tous les jours que ça se passe. C’est vraiment terrifiant.

A : Tena raha izao no mitohy dia ho lany tamingana ireo harena voajanahary rehetra ao anaty ala ireo.

PH : Téna ra ‘zaou nou mitoui dé ou lani tamingana ‘réou arén vouajanaari réétr aou anati ala ‘réou.

TR : Si ça continue, les espèces endémiques dans la forêt vont tous disparaitre.

B : Tena samy tokony handray ny andraikitra tandrify azy aloha ny tsirairay mba hifehezana sy hamerana an’ireo afo be dia be manimba zavatra ireo.

PH : Téna sami toukouni andrai ni andraikitr tandrifi azi alou ni tsirairai mba iféézana si améran an’réou afou bé dé bé manimba zavatr ‘réou.

TR : Chacun doit vraiment prendre sa responsabilité pour maitriser et minimiser ces feux qui font ravage.