#16 : Les points cardinaux

A: Hono oa, aiza ho aiza eto moa izany ny Atsimo?

            Ph : Hounou oua, aiz ou aiz étou mou ‘zan ni Atsimou ?

            Tr : Dis, vue d’ici, c’est où le Sud ?

B: Any amin- dry nenifara izany e!

            Ph : ani amin-dry nénifara ‘zan é !

            Tr : c’est chez ta tante !

A : Ary ny Avaratra?

            Ph : ari ni Avaratr?

            Tr : Et le Nord

B: Hitanao ilay mpivarotra miloko menamena atsy ambadika atsy , any izany Avaratra izany!

Ph: Itanaou ‘lay mpivaroutra miloukou ménaména atsi ambadika atsi I, ani ‘zan avaratra ‘zan!

Tr : Tu vois l’épicerie en rouge de l’autre côté-là ? le Nord c’est là-bas.

A: Ary ny Atsinana indray aiza?

            Ph : Ari ni Atsinana ‘dray aiza ?

            Tr : Et l’Est, c’est où ?

B: Avy any amin’ny iposahan’ny masoandro e! Dia ary amin’ny hodiany indray ny Andrefana!

Ph : Avi ani @n’ny ipousahan’ny masouandrou é ! Di ary @n’ny oudiny ‘ndray ny Andrefana !

Tr: c’est du côté où se lève le solieil et l’Ouest c’est du côté où il se couche.

A: Ai, izay vao tena mazava amiko ilay izy! Misaotra betsaka e!

            Ph: aii, ‘zay vaou tén mazava amikou ‘lay izy

            Tr: ah, c’est plus Claire maintenant. Merci beaucoup