#36 : L’inondation (Ny tondradrano)

A : Tena mahery kosa aloha ilay orana omaly iny a ! Ranobe eran’ny tanana, ny teny amin’ny faritra ambony indray dia miotsaka ny tany.

PH : Tén maéri kous lou ‘lé ouran oumali ini a ! Ranoubé éran’ni tanan, ni téni amin’ni faritr ambouni ‘ndrai dé mioutsaka ni tani.

TR : C’était vraiment violent l’orage d’hier ! toute la ville est inondée et dans la partie haute on a vu des éboulements.

B: Ie, tena nahery izy iny ka, marina aloha fa tena betsaka ny rotsakorana fa na izany aza ity fako arina eraky ny lalana ity no anisan’ny tena manentsina ireo tatatra ireo ka ireny miteraka tondra-drano be ireny.

PH : ié, téna naéri izi ini ka, marina alou fa tén bétsaka ni routsakouran fa na ‘zani aza ‘ty fakou arina éraki ni lalan ‘ty nou anisan’ni téna manentsina ‘réou tatatrà ‘réou ka iréni mitérak toundra-dranou bé iréni.

TR : Oui, c’était vraiment violent, et c’est aussi vrai qu’il y a plus de pluie que d’habitude mais n’empêche c’est le fait de jeter des ordures n’importe où qui bouche les canaux d’évacuation ce qui entraine l’inondation.

A: Marina mihitsy izany, tokony samy mahatsapa tena sy mandray andraikitra ny tsirairay ka tsy anary fako eny rehetra eny.

PH: Marina miits ‘zani, toukouni sami matsapa téna si mandrai andraikitra ni tsirairai ka tsi anari fakou ény réétra éni.

TR : Oui c’est exactement cela, chacun devrait prendre conscience et ne doit pas jeter les ordures n’importe où.

B: Ie, miainga amin’ny fahatongavan-tsainan’ny tsirairay tokoa ny fivoarana.

PH : Ié, miènga ami’ni fahatougava-tsénan’i tsirairai toukoua ni fivouarana.

TR : Et oui, le développement commence dès la prise de conscience de chacun.