#50 : Kere

A : Tena mampalahelo mihintsy ny mahazo ny any Atsimo amin’izao maintany izao a

PH : Tén mapalaélou mintsi ni maazou i ani atsimou am’zaou mai-tani zaou a.

TR : Ce qui se passe dans le Sud en ces périodes de sècheresse est vraiment triste.

B : Ie, koa efa ho firy volana na aman-taonany kosa anie no tsy nisy orana tany e. Tsy misy sakafo sady tsy afaka mamboly akory.

Ph : Ié, kou éfa ou firi voulan na aman-taounani kous anié nou tsu nisi ourana tani é. Tsi misi sakafou sadi tsy afak mabouli kouri.

TR : Ça fait déjà des mois voire même des années qu’il n’y a pas eu de pluie là-bas. Il n’y a pas de nourriture et on ne peut même pas cultiver.

A : Tena mijaly ry zareo any ka, tena tratran’ny tsy fanjarin-tsakafo tanteraka mihintsy. Tena kere e

Ph : Téna mijali ri zaréou ani ka, téna tratran’ni tsi fanjaritsakafou tantéraka mintsy. Téna kéré é.

TR : Ils sont dans la souffrance totale. Ils souffrent vraiment de la malnutrition.

B : Ny afaka atao izao dia mifanome tanana mba ahafahana manampy azy ireo. Mba samy manome izay ananany dia mifampizara e.

PH : Ny afaka ataou dé mifanoumé tanana mba afaana manampi azaréou. Mba sami manoumé ‘zai ananani dé mifampizara é.

TR : Ce qu’on doit faire c’est de s’entraider. On donne ce qu’on peut ainsi, on se partage !

C’est à vous de répéter maintenant