#39 : Les personnes âgées (Ireo zoky olona)

A: Fa ireo ray aman-drenintsika aloha dia tena mendrika ny ho hajaina e. Maro ireo zavatra nomen’izy ireo antsika, na ny fampianarana, ny fananarana sy ny fanabeazana isan-karazany.

PH: Fa ‘réou rai amadrénitsik alou dé tén méndrik ni ou ajaina é. Marou iréou zavatr noumén’iz ‘réou, n ani fapianarana, fananarana si ni fanabéazana isakarazani.

TR : Les parents et les grands parents méritent vraiment d’être respectés. Ils nous ont donné beaucoup de valeurs comme les enseignements ; les conscientisations, les éducations et conseils de toutes sortes.

B : Marina mihintsy izany, indrindra eo amin’ilay fotoana idirany amin’ny fahanterana iny dia tena mila antsika taranany izy. Eo indrindra isika no mila manao ny valy babena ka tsy mamela azy ireny irery fa anjarantsika indray ny mikarakara azy.

PH: marin mintsy ‘zani, ndridra éou am’lai foutouna idirani am fahatérana ini dé téna mila atsika taranani izi. Éou ndrindra sika nou mil manaou ni vali babéna ka tsi maméla azi iréni iréri fa anjaratsika ‘ndray ni mikarakara azi.

TR : C’est vrai, surtout au moment où ils commencent à prendre de l’âge, c’est là où ils ont le plus besoin de nous autres, leurs descendants. C’est là qu’il faut leur rendre l’appareil et ne pas les laisser tout seuls et c’est à nous de prendre soin d’eux.

A: Marina izany, fa anjarantsika ihany koa ny manomana tsara ny ho avintsika mba tsy anahirana ireo taranaka any aoriana any.

PH : Marin ‘zani, fa anjaratsik ian kou ni manouman tsar ni ou avitsik mba tsi anairan ‘réou taranak ani aourian ani.

TR : C’est vrai, mais c’est aussi à nous de bien préparer notre avenir pour ne pas peser à nos descendants.

B: Eny tokoa, fa ny fanjakana koa manana anjara adidy amin’ny fanatsarana ny politika sosialy eto amintsika mba ahafahan’ireo sokajin’olona rehetra miaina tsara.

PH : éni toukou, fa ni fanjakan kou manan ajar adidi am fanatsaran ni pôlitik sôsiali étou amitsika ba afan’iréou soukajin’oulouna réétra miaina tsara

TR : Ah oui, mais l’Etat a également ses obligations pour améliorer la politique sociale pour que chaque catégorie de personnes puisse bien vivre.