#55 : Allons-nous faire vacciner (Andao anao vakisiny e)

A: Efa tonga anie ny vakisiny ho fanoherana ny corona virus e

PH : Ef toug ané ni vakisini ou fanouérana ni corona virus é.

TR : Le vaccin contre le coronavirus est arrivé.

B : Ie, fa toa hoe ny mpitsabo sy ny mpitandro filaminana ihany aloha no misitraka azy amin’izao vaolohany izao e.

PH : Ié, fa tou oué ni mpitsabou si ni pitandrou filaminana iani alou nou misitraka azi ami’zaou voloani ‘zaou é.

TR : Oui, mais pour commencer ce sont les médecins et les militaires qui vont en profiter.

A: Fa rehefa afaka kelikely kosa angamba dia izay rehetra te anao dia afaka manao avokoa e?

PH: Fa réfa afk kélikéli kous gamba dé ‘zai réétra té anaou dé afk manaou avoukou é.

TR: Mais après quelques temps, tous ce qui désirent peuvent le faire.

B: Sady tsy an-tery ilay izy fa an-tsitrapo tanteraka.

PH : Sadi tsi atéri ‘lai izi fa atsitrapu tantéraka.

TR : De plus, c’est libre et non forcé.