#28 : Pendant les fêtes

A : Tonga indray ity ny fety fa saingy ny vidimpiainana aloha dia tsy mitsahatra ny miakatra e.

PH : Tounga ndrai ti ni féti fa sengi ni vidimpiainana alou dé tsi mitsahatra miakatra é.

TR : Et les fêtes arrivent pourtant le cout de la vie augmente de jour en joue

B : Ie, marina mihintsy izany, soa ihany ary fa mba misy ireo malala tanana mba manome an’ireo tsy manana mba afahan’izy ireo mifaly amin’izao fety izao.

PH : Ié, marina mintsu zai, sou ihani ari fa ba misi iréou malala tanaa ba manoumé an’iréou tsi manana ba afahanizi réou mifali amizaoy féti zaou.

TR : Oui, c’est totalement vrai, heureusement qu’il y a les bienfaiteurs qui aide les plus démunies pour qu’ils puissent avoir un peu de joie pendant ces périodes de fête.

A : Fa isika tsirairay koa anie dia efa afaka mizara hafaliana kely amin’izao andro fety izao e, manome sy mizara izay kely eo antanana e.

PH : Fa sika tsirairai kou anié d’éfaafak mizar hafaliana kéli amizaou androu féti zaou e, manoumé si mizara zai keli éou antanana é.

TR : Mais chacun de nous aussi peut partager un peu de joie pendant ces fêtes, partager le peu que l’on a.

B : Izay no tena marina amin’izay mba samy mizara kely izay eo antanana e. Dia samy anao fety sambatra daholo anie isika rehetra.

PH : ‘zai nou téna marin amzay bas ami mizara kéli ‘zai eou antanana é. Dé sami anaou féti sambatra daoulou anié sika réhétra

TR : Oui c’est l’idéal comme ça chacun partage ce qu’il a. et on passera tous de merveilleuse fête.