#24 : Le retournement (Hamadika)

A : Tonga indray ity ny ririnina ka efa ho fotoanan’ny famadihana indray atsy ho atsy!

PH: Toung ‘ndray ‘ty ni ririnin ka éf ou foutouanan’i famadiana ‘ndray atsi ou atsi.

TR: L’hiver arrive et la période pour les retournements des morts arrive aussi.

B: Ie, efa hivaoka daholo ny zanadrazana sy ny mozika sy ny sisa!

PH: Ié, éf ivok daoulou ni zanadrazan si ni mouzik si ni sia !

TR : Oui, et les descendants vont faire la fête avec la musique et tout.

A: Fa tsara kosa aloha rehefa famadihana fa mba mifankahita amin’ireo havana efa ela tsy hita, misy ary moa dia mbola vao eo vao mifankafantatra hoe hay mpiray fasana.

PH: Fa tsar kous alou reef famadiana fa ba mifakaita amin’iréou avan éf éla tsi ita, misi ari mou dé boula vaou éou vaou mifakafatatra oé ai mpirai fasana.

TR : Mais le retournement des morts est bien car c’est l’occasion de revoir les membrse de la famille que l’on n’a pas vu depuis longtemps, et des fois c’est là qu’on se rend compte que telle personne partage le même tombeau que le nôtre.

B: Ie, izay kosa aloha no maha tsara an’ilay fotoanan’ny famadihana e, mba fotoana ihaonan’ny mpianakavy, sady miaraka mikorana sy mifaly.

PH: Ié, ‘zay kous alou nou ma tsar an’lé foutounan’ni famadian é, ba foutouana iaounan’ni mpianakavi, sadi miaraka mikouran si mifali.

TR: C’est ce qui est bien dans le retournement des morts, c’est le moment pour la famille d’être réunie tout en s’amusant et en dansant.