#51 : L’indépendance (Ny fahaleovantena)

A: Efa enimpolo taona lasa tokoa izay no niverenan’ny fahaleovantenan’ny tanintsika a.

PH: Efa enipoulou taoun las toukoua ‘zai nou niverenan’mi faaleouvanten ny tanintsika a.

TR: ça fait déjà 60 ans que notre indépendance nous a été rendu.

B: Ie, efa ela tokoa izay, maro ny zavatra efa niseho, tao ny ratsy tao ny tsara. Efa sedra maro koa no nolalovana.

PH: Ie efa ela toukou ‘zai, marou ni zavatr efa niseou, taou ni rats taou ni tsara. Efa sedra marou kou nou noulalouvan.

TR : Oui, ça fait déjà un bon temps, il y a beaucoup de chose qui c’est passe, il y en a de bon il y en a de mauvaise. Il y a eu plein d’épreuve

A: Maro ireo nitolona mba azahoantsika ny fahaleovan-tena indray, koa enganie mba samy itandro an’izany lova soa navelan’ireo ray aman-dreny teo aloha izany.

PH : Marou ‘reou nitoulouna mba azaouantsika ni faaleouva-tena ‘ndrai kou enganie mba sami itoundra an’zani louva sous navelan’reou rai aman-dreni teou alou ‘zani.

TR : Il n’y a beaucoup de personne qui se sont battu pour notre indépendance alors nous devons tout faire pour préserver les héritages que nos ancêtres nous ont laissé.

B: Ie, anjaratsika taranaka aty aoriana aty aloha no mamelona sy miharo ireo soa-toavina navela ho antsika e.

PH: Ie, anjaratsika taranaka ati aourian ati nous mamelouna si miarou reou sou touavina navela ou atsika e.

TR : Oui, il est de notre devoir de protéger et de faire prospérer nos traditions.