TRATRY NY ASARAMANITRA E
A : Tratry ny asaramanitra e!
PH : Tratri ni asaramanitra é!
TR : Salutation en ce jour béni
B: Tsika rehetra e, dia mirary soa e!
PH: Tsika réhétra é, dé mirari sou é!
TR: Et qu’on soit tous béni.
A: Andeha itondra ny ankizy anao arendrina sy ijery afomanga izany izao?
PH: Andéh itoundra ni akizi anaou aréndrina si ijéri afoumanga ‘zani zaou?
TR: Donc vous allez emmener les enfants se promener avec les lampions ?
B : Ie, koa fetin’izy ireo koa anie ity volana ity e, aleo ampifalifaliana ry zareo!
PH : Ié, kou fétin’izi ‘réu anié ‘ty voulana’ti é, aléou ampifalifaliana ri zaréou !
TR : Oui, de plus que c’est leur mois donc on fait en sorte de les rendre heureux.
Et maintenant c’est à vous !