#11 : Le shopping

A: Tonga ihany isika ity !Ary be olona androany izany a!

                PHonétique: Toung ihàn sika ‘ty! Ary bé ouloun androuany ‘zan!
                TRaduction : Ouf, enfin nous sommes arrivés ! oh il y a du monde aujourd’hui !

B: Eny marina, sady otrany feno zavatra tsara koa ary koa!

                PH : En marin, sad otran fénou zavtr tsar kou ar kou!
                TR : A oui c’est vrai, en plus, il y a plein de jolies choses !

A: Inona avy moa izany ilay tsy maintsy ho jeren-tsika androany e ?

                PH: Inoun av mou ‘zan lay ts mèntsy hou jéréntsik androuan é?
                TR : On est sensé chercher quoi déjà pour aujourd’hui ?

B: Kiraro ho an’izy dahy kely hoentiny mianatra dia kitapo sy izay fitaovam-pianarana mba mahafinaritra aty e!

                PH: Kiirarou hou an’izy dahy kél hoentiny mianatra dé kitapou sy ‘zay fitaouvanapénara mba mahafinaritr aty é!
                TR : Des chaussures pour les enfants pour l’école, des cartables et des fournitures d’école qu’on trouvera intéressants !

A: Eny ary e, oay ito misy roby mafatifaty kely sao dia mba mety amin’ny Soa kely ?Andao hoe anontaniana ny vidiny i!

                PH: Eny ary é, ouai itou misy robi mafatifat kél so dé mba méty amin Sou kél? ‘Ndaou houé anoutanian ny vidin i !
TR : Ah d’accord, tiens une robe très mignonne, peut être que ça ira à Soa ? Viens on va demander le prix.

 

(À suivre…)