#38 : Le nouvel an (Ny taom-baovao)

A: Andao ry ireto andeha anao alahamady a, hiaraka hitsena ny taona vaovao e.

PH: andaou ri ‘rétou anaou alamadi a, iarak itséna ni taouna vaouvaou é.

TR : Allons fêter le nouvel an malagasy, on va accueillir ensemble le nouvel an.

B: Eny tokoa, sady fotoana izao ampitana ireo fombantsika amin’ireo tanora.

PH : éni toukou, sadi foutouna ‘zaou apitana ‘réou foumbatsika am’réou tanoura.

TR : Ah oui, en plus, c’est l’occasion de faire connaître aux jeunes nos traditions et nos cultures.

A: Ie, sady maro ny zavatra izay tsy fantatry ny tanora amin’izao ny heviny, toy ny: nofokena mitampihavanana, ny fidiovana, ny afo tsy maty sy ny sisa maro isan-karazany

PH: ié, sadi marou ni zavatr ‘zai tsy fantatry ni tanoura amin’izaou ni héviny, toi ni noufoukéna mitampiavanana, ni fidiouvana, ni afou tsy mati si ni sisa marou isan-karazani.

TR : Oui, les jeunes ne connaissent pas la signification de nos traditions, comme : la viande en signe de fraternité, d’entraide et d’amour ; la purification ; le feu qui ne s’éteigne pas et tous les autres.

B: Ilaina tokoa ny fahaizana sy ny fifehezana ireny fombantsika ireny mba afahantsika mifehy ny rivotry ny fivoarana sy ny fanatontolona avy any ivelany.

PH: Ilaina toukou ni faaizan si ni fiféhézana ‘réni fombatsika ‘réni ba afaatsika mifé ni rivoutri ni fivouaran si ni fanatoutoulouna avi ani ivélani.

TR: C’est vraiment important de connaître et de maîtriser nos traditions et nos cultures pour pouvoir faire face au vent du développement et de la mondialisation venant de l’extérieur.