#18 : Sécurité

A : Manao ahoana daholo ianareo any izay ? Efa mba miha tsara ve ny fandriampahalemana any an-tanana any?

Ph: Manaou aoun dahoulou ‘naréou an ‘zay? Éfa mba miha tsara vé ny fandriapalémana any an-tanana ani?

            Tr: Comment va tout le monde? Et la sécurité chez vous s’est-il améliorée ?

B : Efa azo lazaina ho milamindamina ihany aloha e ! Fa ny alabotry isan-karazany no tsy hita mihintsy izay anaovana azy!

Ph: Efa azou lazain hou milamidamin ianuy lou é! Fa ny alaboutry isan-karazani nou tsy hita mintsy ‘zay anaouvana azy!

            Tr: On peut dire que ça va mais on ne sait quoi faire pour les vols sur pied !

A : Ary manao ahoana kosa ny fandraisana andraikitra ataon’ny mpitandro ny filaminana ?

Ph : Ari manaou aona kousa ni fandraisan’andraikitra ataoun’ny mpitandrou ni filaminan ?

Tr : Et la prise de responsabilité des forces de sécurité (gendarmerie, police, quartier mobile, agent de sécurité) ? 

B : Tena efa miezaka kosa aloha izy ireo manao ny asany e ! Izay no mampiena ny fanafiana amin’ny alina !

Ph: Téna éfa miézak kousa alou izy ‘reo manaou ny asani é! ‘zay nou mampiéna ny fanafiana amin’ny alina!

            Tr: Ils font bien leur travail, c’est pour ça que les attaques dans la nuit régressent !