#22 : Les vacances (Ny fialantsasatra)

A : Tonga ihany ity ny fialantsasatra ! Inona izao no andeha ho ataondry mandritra ny roa volana be izao?
            PH: Tounga ian ‘ty ni fialatsasatr: Ina ‘zaou nou ‘ndéh ou ataoundry mandritr ni rou voulan bé ‘zaou ?
            TR : Enfin, les vacances sont là ! Tu vas faire quoi pendant deux mois ?

B : Betsaka aloha no azo atao e ! Ohatra hoe mandeha maka rivotra any amorontsiraka any, na mandeha mankany ambanivohitra a! Fa izaho koa anefa mikasa ny hanao “cours de vacances” kely ohatra  Anglais na Français na Mathématiques mba anomanako ny fianarana amin’ny fidirana e !
PH: Bétsak alou nou azou ataou é!  Ouatra oué mandé maka rivoutra ani amourountsiraka ani, na mandeh makani ambanivouitra a ! Fa za kou ‘néfa mikasa ny anaou « cours de vacances » ouatra  Angalis na Français na Mathématiques mba anoumanakou ni fianarana amin’ny fidirana e !
TR : IL y a beaucoup de chose qu’on peut faire comme aller à la côte ou au village. Mais j’ai aussi l’intention de suivre des cours de vacances comme l’Anglais, le Français ou Bien le Mathématiques pour bien préparer l’année scolaire prochaine.

A : Marina ny andry, betsaka ny zavatra azo atao sady ny fialantsasatra koa anie  fotoana hakana aina na fotoana ahafahana manamafy an’izay azo amafisina e !
PH : Marina ni andry, bétsak ni zavatra azou ataou sadi ni fialatsasatra kou anié sadi foutouana akan aina na foutuana afahan manamafi an’izai azou amafisina e !
TR : Ben oui t’as raison, il ya beaucou de chose que l’on peut faire. En même temps les vacances sont faites non seulement pour se reposer mais aussi pour renforcer ce que l’on peut.