#26 : Chez la couturière

A: Manao ahoana ô! Ohatrinona  ny manjaitra an’ity dra ity fa ohatrany misy tataka kely izy ity, sady mila amboarina koa ny sisiny. Ary raha apetraka androany dia rahoviana no vita?

PH: Manaou ahouna ô! Ohatrinouna  ni manjaitra an’ty dra ty fa ohatrani misy tataka kéli izy ty sadi mila ambouarina kou ni sisini. Ary rah aétraka androani dé raouvina nou vita?

TR: Bonjour, à combien vous allez coudre ce drap parce qu’il a quelques déchirures et il faudra aussi revoir ses bordures. Et si je le laisse ici aujourd’hui, dans combien de temps vous allez le finir ?

B: Manao ahoana ô!Somary sarotsarotra ihany izy ity koa. Aleo angamba apetrakao eto amiko ity dia amin’ny herinandro ianao miverina maka azy , amin’izay izaho miteny aminao hoe ohatrinona ny nanao azy!

PH: Manaou aouna ô!Soumari saroutsaroutra   ihani izy ‘ty kou. Aléou ‘ngamba apétrakaou étou amikou ty dé amin’ny érinadrou énaou mivérina maka azy , amin’zay za mitény aminaou oe  otrinouna ny nanaou azi!

TR: C’est un peu compliqué hein! Je pense que tu dois me le laisser et revenir la semaine prochaine pour le reprendre , en même temps je te dirai à combien je l’ai fait.

A: Eny ary e, aza dia atao lafo be na dia izany aza e! Eto foana izany ianao dia amin’ny heriny androany zany izaho miverina fa avelako eto ity ho zairinao !

PH: Eni ari é, aza dé atau lafou bé na dé ‘zany aza é! Etou fona ‘zani énaou dé amin’ny ériny androuani ‘zany za mivérina fa avélakou étou ‘ity hou zairinaou!

TR: D’accord, faites en sorte que ça ne soit pas trop cher quand même ! Donc vous êtes toujours dans cet endroit alors je vous retrouve ici la semaine prochaine !

B: Eny e, eto foana aho ary ezahako ho vitaina  fa tsy dia mbola be zaitra koa mantsy amin’izao!

PH: Eni é, étou fouana ahou ari ézaakou ou vitaina  fa tsy dia boula bé zaitra kou makou am‘zaou !

TR: Oui je suis toujours là et je vais les finir vue que j’ai pas beaucoup de travail maintenant.

A: Zay ary fa dia misaotra betsaka e! veloma ianao!

            PH: Zay ary fa démisaoutra bétsaka é! Vélouma énaou!

            TR: C’est tout donc merci et aurevoir!

B: Tsy misy fisaorana dia andao ary ô!

            PH: Tsis fisaourana dé ‘ndaou ari ô !

            TR : De rien, aurevoir alors !