#47 : Le re-confinement (Miverina mihiboka)

A : Tena efa miparitaka be ity valanaretina ity a, soa ihany fa niverina nihiboka isika fa raha tsy izany angamba dia ho ripaka eto daholo isika mianakavy.

PH : Téna éfa miparitak bé ‘ty valanarétin ‘ty à, sou iani fa nivérin niibouk ‘sika fa ra tsi ‘zani angamba dé ou ripaka étou isik ménakavy.

TR : La pandémie s’est vraiment propagées, heureusement que le re-confinement a été décrété sinon nous allons tous y passer.

B : Tena marina mihintsy izany, fa ny tsirairay no mila miezaka mijanona ao an-trano sy manaja ireo fepetra maro samy hafa mba ho fitsinjovana ny mpiara-belona.

PH : Téna marina mints ‘zani, fa ni tsirairai nou mil miézak mijanoun aou atranou si manaja iréou fépétra marou sami hafa mba ou fitsinjouvan ni mpiara-bélouna.

TR : Oui c’est vrai, mais chacun doit faire des efforts pour rester à la maison et respecter les différentes mesures pour le bien de la société.

A: Ny fahatsapatenan’ny tsirairay no ilaina e, dia samy mba mandray ny andraikitra  tandrify azy avy.

PH : Ni fatsapaténan’I tsirairai nou ilain é, dé sami mba mandrai ni andraikitr  tandrifi azi avi.

TR: C’est la prise de conscience de chacun qui prime, et que chacun prenne leur responsabilité.

B: Samia ary miezaka isika mba handresy ity aretina ity e.

PH: Samia ari miézak ‘sika mba andrési ‘ti arétina ‘ti é.

TR: Que chacun fait des efforts pour vaincre cette pandémie.