#31 : La lutte (tolona)

 

A: 29 Mars androany, andro fahatsiarovana ireo mahery fo an’ny firenentsika

PH: 29 Mars androuani, androu fahatsiarouvan ‘réou mahéri fon’ni firénétsika

TR : Aujourd’hui c’est le 29 Mars, la commémoration de nos braves martyres.

B: Eny tokoa, ilaina dia ilaina ny fahatsiarovana azy ireo sy ny fampafantarana ny tantara amin’ireo taranaka mifandimby.

PH : éni toukoua, ilain dé ilain ni fatsiarouvan azi réou si ni fapafataran ni tantara amin’iréou taranaka mifandimbi

TR : Oui, la commémoration est vraiment importante et apprendre aux générations l’Histoire.

A: Marina mihitsy izany amin’izay fantatr’izy ireo ny lalana tokony izorana

PH: Marin mintsi ‘zani amin’zai fantatr’izi ‘réou ni lalana toukouni izourana

TR : Oui, c’est vrai comme ça ils savent où mettre leurs pieds.

B: Sady mba tsy ho very maina koa ny tolona nataon’ny teo aloha e.

PH: Sadi ba tsi hou véri kou ni touloua nataoun’ni téou alouha .

TR : Ainsi, les luttes de nos aînés ne seront pas vaines.