#29 : Réunion de famille

A: Aiza indray hono ny fifampiarahabana tratry ny taonan’ny fianakaviantsika no atao amin’ity taona ity e?

PH: Eza ‘ndrai ounou ni fifapiarahabàna tràtri ni taounan’ni fianakavitsika nou ataou amin’ty taouna ti é?

TR: Les festivités pour fêter la nouvelle année dans notre famille se tiendront où ?

B : Any amin’ny mahazatra ihany e, ao amin’ny tranon-drazana eny ambanivohitra dia samy mitondra ny sakafo sahaza azy avy sy izay heverina fa kilalao mampialavoly ny mpianakavy e, tsy misy fiovana ny fandaminana e.

PH : ani amin’i ma zatr iani é, aou amin’ni tranoundrazana éni ambanivohitra dé sami mitoundra ni sakafou sahaza azi avi si ‘zai hévérina fa kilalaou mapialavouli ni mpianakavi é, tsisy fiouvana ni fandaminana é.

TR : Comme d’habitude, dans la maison ancestrale dans notre village natal et tout le monde apporte à manger et des jouets pour se divertir, en fait rien n’a changé.

A: Tsara kosa izany koa, dia any indray izany no mihaona sy miara-miala voly ko!

PH: Tsar kous ‘zani kou, dé ani ‘ndray ‘zani miona si miara mialavoli kou!

TR: C’est super, donc on se voit là-bas pour s’amuser et se divertir.

B : Ie sady efa ela anie izay tsy nihaonana izay e, efa samy reraky ny rotoroton’ny fiainana ka mba hiala voly kely miaraka amin’ny fianakaviana indray e !

PH : ié, sadi éfa éla anié ‘zay tsi noaounana ‘zai é,éfa sami réraki ni routouroutoun’ni fiainana ka mba iala vouli kéli miaraka amin’ni fianakaviana ‘ndrai «é !

TR : Oui, en plus ça fait longtemps que l’on ne s’est pas vu, on est tous pris dans la routine de la vie quotidienne et on a besoin de se divertir un peu avec la famille.