#54 : Retour du corona virus (Niverina indray ny CORONA e)

A: Miha mitombo isan’andro ny olona voan’ny corona virus amin’izao a.

PH : Mia mitoumbou isanandrou ni ouloun vouan’i corona virus amzaou a.

TR : Les personnes atteintes du corona virus augmentent de plus en plus.

B: Ie, be dia be loatra ireo maty amin’izao fotona izao fa tena mila mitandrina mafy.

PH: Ie, bedebe lotr reou mati am’zaou foutoun zaou f ten mil mitandrina mafi.

TR : Oui, il y a beaucoup de décès, il faut à tout prix se protéger.

A: Izay no tena mety, tsy misy afatsy ny fitandremana ihany no vaha olana e.

PH : ‘zai nou tena meti, tsi mis afatsi ni fitadremana ian nou va oulana e.

TR : Oui c’est vrai, la seule solution est de rester prudent.

B: Eo ihany koa ireo fanajana ny fepetra ara-pahasalamana rehetra izay napetraka hatramin’izay e.

PH: Eou iani reou fanajan ni fepetra ara paasalamana reetra ‘zai napetrak atram’zai e.

TR : Et aussi le respect des gestes barrières qui sont mises en place depuis longtemps.