#52 : L’eau et l’électricité manque (Tsy ampy ny jiro sy rano)

A: Tena mampijaly mihitsy ity orana tsy mety latsaka ity a. aiza koa ny jiro sy rano avy no tapaka foana.

PH: Téna mapijali mintsy ‘ti ouran tsi méti latsak ‘ty a. Aiz kou ni jirou sy ranou avi nou tapaka fouan.

TR: La manqué de pluie entraine plusieurs problème. Maintenant même l’eau et l‘électricité manque.

B: Ai ve tsy ny any aminay ihany no tapaka lava ny jiro sy rano e.

PH: Ai vé tsi ni ani aminai iani nou tapak lava ni jirou si ranou é.

TR: Ah bon, la coupure n’est pas suelment chez nous.

A: Toa hoe manerana ny renivohitra aza io fahatapahana io koa. Ny tena manairana dia ny fakitiora rehefa faran’ny volana anefa dia midangana dia midanagana hatrany.

PH: Tou oué manéran ni rénivouitr az iou faatapaan iou kou. Ni téna mamairan dé ni fakitour rééf faran’ni voulan néf dé midangan dé midangana atrani.

TR : A ce qu’il parait, la coupure concerne toute la capitale. Le comble c’est que le facture est toujours hyper cher la fin du mois.

B: Tena manahirana izy ity e, soa aloha fa mba efa misy orana amin’izao dia mba afaka mihasa ny toha-drano.

PH : Tén manairan izi ti é, sou alou fa mb éfa misi ourana amin’zaou dé mba afak miasa ni toua-dranou.

TR ; Oui c’est vrai, heureusement qu’il y de la pluie et les barrages hydroélectrique interviennent.