#46 : La guerre contre les virus (Miady amin’ny aretina)

A : Tena miazakazaka sy mandripaka mihintsy ireto aretina isan-karazany ireto a. Aiza ve ka ilay corona virus ity tsy mbola afaka akory dia mipoitra indray ny Dengue, ny tazo moka moa iny efa eo mandripaka olona mandavataona.

PH : Tén miazakazak si madripak mitsi irétou arétin isakarazani irétou a. Aiz vé kou ‘lai corona virus ‘ti tsi mboul afak akouro dé mipoutr ‘ndrai ni Dengue, si tazou mouka mou ini éfa éou mandripak ouloun mandavataoun.

TR : Décidément, les virus font de ravage sur leur passage en ce moment. Le corona virus n’est pas encore maitriser que voilà que le Dengue fait son apparition, le paludisme, lui, il est présent tout au long de l’année.

B : Ie, tena maro tokoa aloha ilay izy e, miampy ny fahasahiranana amin’ny andavanandro aloha dia tena tsy hita ihany hoe aiza no iainana.

PH : Ié, téna marou toukou alou ‘lai izi é, miampi ni fasairanan ami’andavanandrou alou dé téna tsi ita iani oué aiza nou iainana.

TR : Oui, c’est vraiment nombreux, en plus de ça il y a la difficulté de la vie quotidienne donc on ne sait plus où on est.

A : Tsy hita intsony izy ity fa dia ny fanarahana ny toromarika no atao e, ny tena tsy maintsy mivoaka mitady vola, ny ankizy hanala fanadinana koa tsy maintsy mianatra.

PH : Tsi ita ‘tsouni izi ‘ti fa dé ni fanaraan ni touroumarik nou ataou é, téna tsy maints mivôka mitadi voula, ni akizi anal fanadinanan kou tsi maints mianatr.

TR : On ne sait plus où cela va nous mener, en tout cas, il faut suivre les consignes, on doit aller travailler et les enfants en classe d’examen doivent également aller en cours.

B : Ny fanarahana an’ireo toromarika napetraka ihany no fiarovan-tena tsara indrindra ho an’ireo izay tsy maintsy mivoaka ny trano. Raha azo atao dia aleo ihany aloha tsy mivoaka.

PH: Ni fa naraana an’iréou touroumarika napétrak iani nou fiarouvan-tén tsar ‘ndrindr ou an’iréou ‘zai tsy maints mivouka ni tranou. Ra azou ataou dé aléou iani alou tsi mivôk.

TR : Le respect des consignes sanitaires est la seule prévention efficace pour ceux qui doivent sortir de la maison. Autant que possible, il ne faut pas sortir.