#45 : Reboisement (Fambolenkazo)

A: Andeha amboly hazo aloha, hanao ny adidy ho an’ny firenena fa efa mihalany tamingana manko izao ny ala ka tandidonindoza ny ho avy.

PH : Andé ambouli azou alou anaou ni adidi ou an’i firénéna fa éfa miha lani tamigan makou ‘zaou ni ala ka tandidounin-douza ni ou avi.

TR : Allons faire le reboisement afin de remplir les obligations envers la patrie, car la forêt n’existe presque plus.

B : Eny tokoa, andeha ifampitaona fa zavatra maharitra ho an’ny taranaka fara amandimby izany, sady mba averina ho nosy maintso indray ilay efa lasa nosy mena e.

PH: Iéni toukoua, andé ifampitaouna fa zavatr maaritra ou an’i taranak far’amandimbi ‘zani, sadi mba avérina ou nosi maintsou indrai ‘lay éfa las nousy ména é.

TR : Oui c’est vrai, allons-nous entraider parce que c’est important pour la génération future, de plus l’île rouge redeviendra l’île verte comme auparavant.

A: Maro tokoa ireo olona mandoro tanety a, toa tsy azon’izy ireo ilay hoe “izay mandoro tanety mandoro firenena”.

PH : Marou toukou iréou oulouna mandourou tanenti a, tout si azoun’izi iréou ilai oué « izay mandourou tanéti mandourou firénéna ».

TR : Les personnes qui pratiquent la culture sur brûlis sont encore nombreuses comme s’ils ne savent pas que « ceux qui brulent la forêt brule la patrie »

B: Izay no iverenenana mamboly hazo e satria tokoa “izay mamboly hazo amin’ny fahatanorany misy hialokalofana rahatrizay”.

PH: izai nou ivérénanan mambouli azou é, satria toukoua « izai mambouli azou amin’i faatanourani misy aloukaloufana rahatrizay ».

TR : C’est pour cela qu’on fait le reboisement car ceux qui plantent des arbres durant leur jeunesse ont un endroit pour s’abriter plus tard.