#30 : La période de soudure (ny maintso ahitra)

A : Fa enjana ihany aloha ny miatrika an’ilay maintso ahitra e, aiza ve koa isan-taona izao dia miha mitombo foana ny fahasahiranana.

PH : Fà énàna iani alou ni miatrika an’lé mèntsou aitra é, aiza vé ko isan-yaoun ‘zaou dé miha mitoumbou fouana ni fasahiranana.

TR : Mais c’est vraiment difficile de faire face à la période de soudure, plus chaque année ça devient de plus en plus compliqué.

B : Ie, aiza ve koa miaraka tonga amin’ny tsy fiakaran’ny vokatra ny rivodoza sy ny tondradrano izay manampy ny fahasahirana efa misy amin’ny andavan’andro.

PH : Ié, aiz vé kou miarak tounga amin’ni tsi fiakaran’i voukatra ni rivoudouza si ni toundradranou ‘zai manampi ni fasairanan éfa misi amin’i andavan’androu.

TR : Oui, en plus il y a le cylone et l’innondation qui arrive juste au moment où on n’a pas de récolte qui vont s’ajouter au difficulté que l’on rencontre déjà tous les jours.

A : Tena enjana ihany aloha ilay izy e, ny kilaoan’ny vary izao no efa ho telo arivo ariary (3000 ariary) kanefa tsy misy akory ny vola miditra.

PH : téna énjana iani alou ‘lé izi é,ni kilaoun’ni vari ‘zaou no éfa ho télo arivou ariari anéfa tsi misi akouri ni voula miditra.

TR : C’est vraiment difficile si l’on n’énumère que le prix du kilo de riz qui s’élève à 3000 ariary alors qu’on a même pas de source de revenu.

B : Dia tsy hita intsony izy ity fa ny aina no mateza e !

PH: Dé tsi hita ‘tsoni izi ty fa ni aina nou matéza é !

TR : ET ben on ne sait plus où se donner la tête mais il faut tenir bon.

 

 Leçon du jour :  Ny vola (l’argent)

-100 ariary : ariary zato (ariari zatou)

-200 ariary: roanjato ariary (rouanjatou ariari)

-500 ariary: dimanjato ariary (dimajatou ariari)

-1000 ariary: arivo ariary (arivou ariari)

-2000 ariary: roa arivo ariary (rou arivou ariari)

-10000 ariary: iray alina ariary (rai alina ariari)

-20000 ariary: roa alina ariary (rou alina ariari)