#58 Les femmes malagasy

Ny vehivavy (les femmes)

A : Raha ny vehivavy kosa aloha dia tena mendrika ny ho hajaina e, sady ireny no kitapo nifonosana no izy ireny ihany koa no nahitana masoandro.

Ph : Ra ni véivavi kous alou dé téna méndrik ni ou ajain é, sadi ‘réni nou kitapou nifounousan nou izi ireni iani kou nou naitana masouandrou.

Tr : Les femmes méritent vraiment qu’on les respecte, de plus que ce sont elles qui portent la vie.

B : Marina izany, izay no mahatonga ilay fitenenana hoe “samy natera-behivavy ka aleho hajaina foana ny vehivavy” e.

Ph : Marin ‘zani, ‘za nou matoung ‘lé fiténénan oué sami natéra-béivavi ka aléou ajain fouan ni véivavi é.

Tr : Oui c’est vrai, c’est la raison pour laquelle l’adage « nous venons tous des femmes alors respectons-les ».

A : Sady izy ireny tsy milavo lefona, tsy mifidy asa ary mikiry isan’andro mba ahatsara  ny fianana.

Ph : Sadi izi ‘réni tsi milavou léfouna, tsi mifidi asa ari mikiri isa’androu mba aatsara ni fiainana.

Tr : De plus, elles n’abandonnent jamais, et elles font toujours des efforts pour rendre la vie meilleure.

B : Andeha hiaraka anandratra ny vehivavy isika ka hanaja sy hanampy azy ireo hatrany e.

Ph : Andé iarak andratr ni véivavi ka anaja si anampi azi ‘réou atrani e.

Tr : Venons en aide aux femmes et aidons-les à avancer.