#23 : Le nettoyage

A : Tena mila manao fanadiovana faobe isika amin’izao valan’aretina miseho izao !

PH: Téna mil manaou fanadiouvana, faoubé sika am’zaou valan’arétin miséou ‘zaou!

TR: On doit effectuer un nettoyage complet face à cette épidémie.

B: Eny tokoa oa, sady amin’izay samy mba mandray ny andraikitra tandrify azy avokoa ny tsirairay!

PH: Eni toukou oua, sadi amin’zai sami mba mandrai ni andraikitr tandrifi azi avoukou ni tsirairay !

TR : Oui, c’est vrai, et comme ça chacun prend en main sa responsabilité !

A: Koa andao ary e, ento ny fitaovana rehetra toy ny angady, kofafa, borety sy ny sisa dia lasa izany koa!

PH: Kou ‘ndaou ari é, entou ni fitaouvana réhétr toi ni angadi, koufafa, boréti si ni sisa dia lasa ‘zany kou!

TR : Allons-y alors, prenez tous les outils nécessaires comme la pelle, le balai, les brouettes et on y va.

B: Efa vonona daholo izany e! Lasa izany isika izao koa!

PH: Efa vounouna daoulou ‘zani é! Las ‘zani sika ‘zaou kou !

TR : Tout est déjà prêt, allons-y !