#42 : L’administration (Ny fitantanana)

A : Andeha ho any amin’ny fokontany aloha aho haka fanamariham-ponenana.

PH: Andé ou ani am foukountani alou aou aka fanamari-pounénanan.

TR: Je vais me rendre au Fokontany pour prendre un certificat de résidence.

B: Izaho indray andeha ho any amin’ny firaisana haka kopy amenoana ny taratasin’ny zanako any ampianarana.

PH : ‘zah ndrai andé ou ani am firaisan hak kopi aménouan ni taratasin’i zanakou ani ampianarani.

TR : Moi, je vais passer à l’arrondissement pour prendre une copie de l’acte de naissance de mon enfant pour compléter son dossier à l’école.

A: Ary rahoviana hono no mivoaka ny valin’ilay fifidianana ben’ny tanana farany teo iny e?

PH: Ari rovina ounou nou mivouka ni valin’ilay fifidianana bé ny tanana farani téou ini é?

TR : Et quand est-ce que les résultats de la dernière élection communale sont-ils promulgués ?

B : Amin’ny volana janoary ho avy izao e, dia amin’izay isika mahazo mpitantana ny komina vaovao, enga anie mba ilamina amin’izay ny tanana tsirairay ka samy androso avy.

PH : Am voulana janouari ou avi izaou é, dé am zay sik maazou mpitantan ni koumina vaouvaou énganié mba ilamina amin’izai ni tanana tsirai ray ka sami androusou avi.

TR : En Janvier, et là chaque commune aura un nouveau dirigeant et se développera comme il se doit.