#48 : Distribution des aides (Andeha haka fanampiana)

A : Toa hoe efa manomboka hono ny fisoratana anarana hisitraka ny fanampiana sosialy natokana ho an’ny sahirana a ?

PH : To oué éfa manoumbouk ounou ni fisouratan anarana isitrak ni fanampian sosiali natoukana ou an’i sairana a ?

TR : A ce qu’il parait, l’inscription pour pouvoir bénéficier des aides sociales a déjà commencé ?

B : Ie, efa milahatra ao amin’ny Fokontany ao daholo ny olona fa mandehana makany  sao dia tara eo ianao.

PH : Ié, éfa milaatr aou am’foukountani aou daoulou ni oulouna fa mandéana makani fa saou dé tara éou ianaou.

TR : Oui, les gens font déjà la queue au Fokontany, je te conseille d’y aller pour ne rien rater.

A : Ie andeha  mihitsy izao aho fa sao dia tara eo, tena ilaina manko izany fanampiana izany amin’izao satria tena sahirana avokoa ny olona rehetra.

PH : Ié, andéa  mints zaou a fa so dé tara éou, ten ilain mankou ‘zani fanampin ‘zani am’zaou satri tén sairana avoukou ni ouloun reetra.

TR : oui, je vais m’y rendre pour ne pas rater mon tour, les aides sont vraiment nécessaires car tout le monde sont face à des difficultés.

B : Ilay izy aloha tena manavotra mihitsy e, sady maro ireo very asa amin’izao koa mba misy raisina kely daholo aloha ireo izay tafasoratra anarana any amin’ny Fokontany.

PH : Ilai izai alou téna manavoutr mintsi é, sadi marou ‘réou véri asa am’zaou kou mba misi raisin kéli daoulou alou iréou ‘zay tafasouratra anarana ani am’foukountani.

TR : Oui, c’est vraiment une aubaine, nombreux sont ceux qui ont perdu leur travail donc ceux qui se sont inscrits au -près du Fokotany ont un peu de quoi se nourrir.