#41 : Résultats des examens (Valim-panadinana)

A: Efa nivoaka avokoa ny valim-panadina-mpanjakana rehetra tamin’ity taona ity.

PH: Efa nivouka avoukou ni vali-panadina-mpajakana réhétr tamin’ty taoun ‘ty.

TR : Les résultats des examens officiels de cette année scolaire sont tous sortis.

B : Ie, fa raha oharina amin’ny hatramin’izay aloha dia azo lazaina ho ratsy ihany ny vokatra tamin’ity taona ity e.

PH : ié, fa ra ouarina amin’ni atramin’izai alou dé azou lazaina ou ratsi iani ny voukatra tamin’ty taoun ‘ty é.

TR : Oui, mais comparés aux années précédentes, les résultats sont mauvais cette année.

A: Marina mihintsy izany, fa tokony samy mandray ny anjara tandrify azy avokoa ny tsirairay mba anarenana ny lesoka rehetra.

PH : Marina mintsi ‘zani, fa toukouni sami mandrai ni anjara tandrifi azi avoukou ni tsirairay mba anrénana ni lésouka réhétra.

TR : c’est vrai, chacun devra prendre sa responsabilité pour y remédier.

B : Samy manana ny anjara biriky tokony ho entiny avokoa aloha na ny mpianatra, na ny ray aman-dreny, na ny mpampianatra na ny fanjakana e.

PH : Sami manana ni anjara biriki toukouni ou entini avoukou alou na ni mpianatra, na ni rai aman-dreni, na ni mpampianatr na ni fanjakan é.

TR : Chacun a son rôle à jouer, que ce soit les élèves, les parents, les enseignants eou l’Etat.