#37 : La condition féminine (Ny vehivavy)

A: Fa isika vehivavy kosa aloha dia tena mendrika ny ho hajaina e. Maro manko ny adidy sy andraikitra sahanintsika.

PH: Fa sika véhivavi kous aloud é tén méndrika ni ou ajaina é. Marou mankou ni adidi si andraikitr sahanitsika

TR: Nous les femmes,  méritons d’être respectées. Nous effectuons divers travaux et obligations.

B: Marina mihintsy izany, maro amintsika no sady miasa mitady vola, no mbola misahirana mafy mikarakara ny tokatranony, ny zanany sy ny vadiny.

PH: Marin mintsi ‘zani, marou amintsika nou sadi miasa mitadi voula, nou boula misairan mafi mikarakara ni toukatranouni, ni zanani si ni vadini.

TR : Oui, c’est vrai, nous sommes plusieurs à travailler tout en s’occupant de nos maisons, nos enfants et nos maris.

A: Ka izany anie no mahatonga antsika Malagasy manaja fatratra ny vehivavy e, isika ary moa dia manome azy ireo ny zo misintaka rehefa ohatra hoe vonoin’ny vadiny izy.

PH: ka ‘zani anié nou matouga atsika malagasi manaja fatratra ni véhivavi é, sika ari mou dé manoumé azi ‘réou ni zou misitaka rééf ouatr oué vounouin’ni vadini izi.

TR: C’est pourquoi que nous autres Malagasy nous respectons les femmes, le droit malagasy les accordent le droit de quitter son foyer en cas de maltraitance venant de leurs maris.

B: Ka izay mihintsy, mila tohizana sy ampitaina amin’ireo taranaka fara-amandimby izany soa-toavina amin’ny fanajana ny vehivavy izany.

PH: ka ‘zai mintsy, mila toizan si ampitain amin’iréou taranaka faramandimbi ‘zani soua-touavina amin’i fanjana ni véhivavi ‘zani.

TR: c’est pourquoi il faudrait faire perpétuer ces valeurs de respecter les femmes.