#15 : Dans les camps d’hebergement

A : Manao ahoana daholo ianareo aty ?

            Ph : Manaou ahouana dahoulou ‘naréou atu ?
            Tr : Bonjour, comment allez-vous ?

B: Sahirana be satria tsy nahavimbina afatsy ny an-koditra!

            Ph: Sahirana bé satria tsy nahavibina afats ni an-kouditra!
Tr : Nous sommes en difficulté parce qu’on n’a pu rien prendre que ce que nous avons sur notre dos

A: Ary ny sakafo ahoana?

            Ph: Ary ny sakafou ahouan?
            Tr : Et pour la nourriture ?

B : Tsy misy atokona e! Soa ihany fa misy ireo manome!

            Ph: Tsy misy atoukouna é! Sou ihan fa mis iréou manoumé!
            Tr : On n’a rien à mettre sous les dents ! Heureusement il y a les donneurs

A: Mahereza e!

            Ph: Mahéréza é!
            Tr: Bon courage!

B: Misaotra e!

            Ph: Misaoutr é!
            Tr: Merci!

 Leçons du jour :

          Traboina: (tranouina) => sinistrés
          Tsy manak’ialofana: (tsy manakialoufana) => sans abris
          Loza fanairana:  loko maintso (louza fanairan) => avis d’alerte, couleur vert
          Loza manambana: loko mavo (louza manamban) => avis de menace, couleur  jaune
          Loza mihantra: loko mena (louza mihantr) => avis d’urgence , couleur rouge